FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Amin’izay fotoana izay, dia hihorohoro ny lehibem-pokon’i Edoma,

      Ary hangovitra ny mpitondra mahery* any Moaba.+

      Ho kivy ny mponina rehetra any Kanana.+

  • Eksodosy 23:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara