25 Dia nivoaka ny voalohany, ka mena ny vatany manontolo sady voloina be.+ Koa natao hoe Esao ny anarany.+ 26 Avy eo dia nivoaka koa ny rahalahiny, ary nitazona ny voditongotr’i Esao ny tanany.+ Koa natao hoe Jakoba ny anarany.+ Ary 60 taona i Isaka tamin’i Rebeka niteraka azy mirahalahy.