Nomery 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay. Deoteronomia 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mankahala Edomita, satria rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+
14 Dia naniraka olona avy tao Kadesy i Mosesy mba ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ ka hilaza hoe: “Izao no tenin’i Israely rahalahinao:+ ‘Hainao tsara ny fahoriana rehetra natrehinay.
7 “Aza mankahala Edomita, satria rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+