-
Nomery 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no miandraikitra sy manara-maso ny menaky ny jiro,+ ny emboka manitra,+ ny fanatitra varimbazaha atolotra tsy tapaka, ary ny menaka masina fanosorana.+ Izy no miandraikitra ny tranolay masina, dia ilay izy manontolo sy ny ao anatiny rehetra, anisan’izany ny toerana masina sy ny fitaovana miaraka aminy.”
-