Nomery 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Na omen’i Balaka ahy aza ny tranony feno volafotsy sy volamena, dia tsy afaka manao izay tiako* aho, na tsara izany na ratsy, afa-tsy izay asain’i Jehovah ataoko ihany. Izay tenenin’i Jehovah amiko ihany no hoteneniko’!+
13 ‘Na omen’i Balaka ahy aza ny tranony feno volafotsy sy volamena, dia tsy afaka manao izay tiako* aho, na tsara izany na ratsy, afa-tsy izay asain’i Jehovah ataoko ihany. Izay tenenin’i Jehovah amiko ihany no hoteneniko’!+