-
Nomery 22:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy anefa i Balama tamin’ny mpanompon’i Balaka: “Na omen’i Balaka ahy aza ny tranony feno volafotsy sy volamena, dia tsy misy na inona na inona azoko atao, na kely izany na lehibe, afa-tsy izay asain’i Jehovah Andriamanitro ataoko ihany.+
-
-
Nomery 22:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Dia hoy i Balama: “Efa tonga eto aminao aho izao. Tsy mahazo miteny an’izay tiako anefa aho, fa izay asain’Andriamanitra teneniko ihany no azoko tenenina.”+
-