2 Petera 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Niala tamin’ny lala-mahitsy izy ireny ka diso lalana, ary nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy i Balama.+ Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Voa mafy izy ireny fa nanao hoatran’i Kaina,+ sady maimay hanao zavatra tsy mety toy ny nataon’i Balama+ mba hahazoana valisoa. Nanakiana an’izay manana fahefana ireny,+ toy ny nataon’i Kora,+ ka ho ringana koa.
15 Niala tamin’ny lala-mahitsy izy ireny ka diso lalana, ary nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy i Balama.+
11 Voa mafy izy ireny fa nanao hoatran’i Kaina,+ sady maimay hanao zavatra tsy mety toy ny nataon’i Balama+ mba hahazoana valisoa. Nanakiana an’izay manana fahefana ireny,+ toy ny nataon’i Kora,+ ka ho ringana koa.