-
Nomery 22:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Ary hoy ilay anjelin’i Jehovah taminy: “Fa maninona no nokapohinao intelo ny ampondranao? Izaho mihitsy izao no nivoaka hisakana anao, satria mifanipaka tanteraka amin’ny sitrapoko ny zavatra ataonao.+
-