-
Nomery 22:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoy anefa Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo, ary aza manozona an’io vahoaka io, fa mitahy azy ireo aho.”+
-
-
2 Petera 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Niala tamin’ny lala-mahitsy izy ireny ka diso lalana, ary nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy i Balama.+ 16 Nanarina anefa izy satria tsy nanao izay mahitsy.+ Niteny hoatran’ny olona ilay ampondra tsy afaka miteny, ka nisakana ny hadalan’ilay mpaminany.+
-