-
Levitikosy 10:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Taorian’izay, dia samy naka ny fitondrany afo i Nadaba sy Abiho zanakalahin’i Arona,+ ka nanisy afo tao anatiny sy emboka manitra+ teo ambonin’ilay afo. Dia nanolotra afo teo anatrehan’i Jehovah izy ireo, nefa afo tsy nahazoana alalana+ ilay izy sady tsy nasaina nataony. 2 Koa nisy afo avy amin’i Jehovah nandoro azy roa lahy,+ dia maty teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.+
-