Salamo 106:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Rehefa nijoro anefa i Finehasa ka niditra an-tsehatra,Dia nitsahatra ilay loza.+ 31 Izany no nahatonga azy hekena hoe olo-marina,Hatramin’ny taranaka fara aman-dimby, mandrakizay.+
30 Rehefa nijoro anefa i Finehasa ka niditra an-tsehatra,Dia nitsahatra ilay loza.+ 31 Izany no nahatonga azy hekena hoe olo-marina,Hatramin’ny taranaka fara aman-dimby, mandrakizay.+