-
1 Mpanjaka 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia hoy i Elia: “Tena nafana fo tamin’ny fanompoana an’i Jehovah Andriamanitry ny tafika+ aho. Fa efa nivadika tamin’ny fifanekena nataonao taminy+ ny vahoakan’Israely. Noravany ny alitaranao, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpaminaninao,+ dia izaho irery sisa no tavela. Dia mbola mitady hamono ahy* koa ry zareo izao.”+
-