FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia naniraka olona ho any amin’i Elia i Jezebela mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha tsy hataoko hoatran’ny tsirairay amin’ireny ianao rahampitso hoatr’izao!”

  • Romanina 11:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy hoe nialan’Andriamanitra ny vahoakany, izay nofidiny voalohany.+ Angaha tsy fantatrareo izay nolazain’ny Soratra Masina momba an’i Elia, tamin’izy nitaraina tamin’Andriamanitra momba ny Israelita? 3 Hoy izy: “Jehovah* ô, novonoin’izy ireo ho faty ny mpaminaninao, narodany ny alitaranao, dia izaho irery sisa, nefa mbola mitady hamono ahy* koa ry zareo izao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara