-
1 Mpanjaka 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia naniraka olona ho any amin’i Elia i Jezebela mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha tsy hataoko hoatran’ny tsirairay amin’ireny ianao rahampitso hoatr’izao!”
-
-
1 Mpanjaka 19:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hoy i Elia: “Tena nafana fo tamin’ny fanompoana an’i Jehovah Andriamanitry ny tafika aho. Fa efa nivadika tamin’ny fifanekena nataonao taminy ny vahoakan’Israely.+ Noravany ny alitaranao, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpaminaninao, dia izaho irery sisa no tavela. Dia mbola mitady hamono ahy* koa ry zareo izao.”+
-