FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoentiko any amin’ilay tany nianianako tamin’ny razambeny izy ireo,+ dia ilay tany tondra-dronono sy tantely.+ Hihinana izy ireo dia ho voky sady hiadana.*+ Amin’izay fotoana izay dia hanaraka andriamani-kafa sy hanompo an’ireny izy ireo, ary tsy hanaja ahy sady hivadika amin’ilay fifanekena nataoko.+

  • Salamo 78:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tsy nifikitra taminy ny fon’izy ireo;+

      Nivadika tamin’ny fifanekena nataony taminy+ koa izy ireo.

  • Isaia 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+

      Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,

      Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra!

      Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+

      Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,

      Ary efa nanome lamosina azy.

  • Jeremia 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hisy hamaly hoe: “Satria nivadika tamin’ny fifanekena nifanaovany tamin’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ka niankohoka tamin’ny andriamani-kafa sy nanompo an’ireny.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara