Nomery 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nanompo an’i* Balan’i Peora ny Israely,+ ka tezitra be tamin’izy ireo i Jehovah. Nomery 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireo ihany anefa no nitaona ny Israelita hivadika+ tamin’i Jehovah mba hanompo an’i Balan’i Peora,+ rehefa nampirisihin’i Balama, ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+
16 Ireo ihany anefa no nitaona ny Israelita hivadika+ tamin’i Jehovah mba hanompo an’i Balan’i Peora,+ rehefa nampirisihin’i Balama, ka namely ny vahoakan’i Jehovah ny loza.+