FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo.

  • Nomery 16:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Avy eo dia nisy afo nalefan’i Jehovah+ ka nandevona an’ireo 250 lahy nanatitra emboka manitra.+

  • Salamo 106:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nisy afo nandoro an’ireo mpomba azy ireo;

      Nisy lelafo nandevona an’ireo ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara