-
Nomery 26:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy maty kosa anefa ny zanakalahin’i Kora.+
-
-
1 Tantara 6:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
-
-
1 Tantara 6:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 zanak’i Tahata, zanak’i Asira, zanak’i Ebiasafa, zanak’i Kora,
-