Eksodosy 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy Elkana ary Abiasafa.+ Ireo no fianakavian’ny Korahita.+ Nomery 26:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Ireto avy ny fianakavian’ny Levita: Ny Libnita,+ ny Hebronita,+ ny Malita,+ ny Mosita,+ ary ny Korahita.+ Ary niteraka an’i Amrama i Kehata.+ Salamo 42:teny mampiditra Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika. Maskila* nataon’ny taranak’i Kora.+
58 Ireto avy ny fianakavian’ny Levita: Ny Libnita,+ ny Hebronita,+ ny Malita,+ ny Mosita,+ ary ny Korahita.+ Ary niteraka an’i Amrama i Kehata.+