FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Ireto avy ny fianakavian’ny Levita: Ny Libnita,+ ny Hebronita,+ ny Malita,+ ny Mosita,+ ary ny Korahita.+

      Ary niteraka an’i Amrama i Kehata.+

  • 1 Tantara 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary i Saloma zanak’i Kore, zanak’i Ebiasafa, zanak’i Kora, sy ireo rahalahiny anisan’ny fianakaviambeny, izany hoe ny Korahita, no niandraikitra ny asa fanompoana, sady mpiandry varavarana tao amin’ny tranolay. Niandraikitra ny tobin’i Jehovah koa ny razambeny, ka mpiambina teo amin’ny fidirana no asany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara