23 Nisy fotoana koa ianareo nasain’i Jehovah niala tao Kadesi-barnea,+ dia noteneniny hoe: ‘Miakara ka alaivo ho anareo ilay tany homeko anareo!’ Mbola tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah Andriamanitrareo indray anefa ianareo,+ ary tsy nino+ na nankatò azy.