-
Deoteronomia 1:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Mbola tsy nino an’i Jehovah Andriamanitrareo ihany anefa ianareo,+ na teo aza izany rehetra izany.
-
-
Hebreo 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hitantsika àry fa tsy afaka niditra izy ireo satria tsy nino.+
-