Isaia 45:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy tao amin’ny toerana miafina+ tany amin’ny tanin’ny haizina aho no niteny.Tsy niteny tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe:‘Mitadiava ahy, nefa ho very maina izany ezaka ataonareo izany.’ Izaho no Jehovah, ary milaza ny marina sy miteny izay mahitsy aho.+
19 Tsy tao amin’ny toerana miafina+ tany amin’ny tanin’ny haizina aho no niteny.Tsy niteny tamin’ny taranak’i Jakoba aho hoe:‘Mitadiava ahy, nefa ho very maina izany ezaka ataonareo izany.’ Izaho no Jehovah, ary milaza ny marina sy miteny izay mahitsy aho.+