Salamo 111:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Marina sy ara-drariny ny asan’ny tanany;+נ [Nona]Azo atokisana ny didiny rehetra.+ ס [Sameka] 8 Azo ianteherana* foana ireny, amin’izao ka hatrany amin’ny mandrakizay;ע [Aina]Tamin’ny fahamarinana sy fahitsiana+ no nanaovana azy ireny. Salamo 119:137 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 137 Tia rariny ianao, Jehovah ô,+Ary ara-drariny ny didim-pitsaranao.+
7 Marina sy ara-drariny ny asan’ny tanany;+נ [Nona]Azo atokisana ny didiny rehetra.+ ס [Sameka] 8 Azo ianteherana* foana ireny, amin’izao ka hatrany amin’ny mandrakizay;ע [Aina]Tamin’ny fahamarinana sy fahitsiana+ no nanaovana azy ireny.