Nomery 21:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nivily lalana izy ireo avy eo, ka niakatra nanaraka an’ilay Lalan’i Basana. Dia nivoaka hiady tamin’izy ireo tao Edrehy+ i Oga+ mpanjakan’i Basana sy ny tafiny manontolo. Nomery 21:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nasian’izy ireo izy sy ny zanany lahy ary ny tafiny manontolo, ka nataony tsy nisy niangana na iray aza.+ Dia nalain’izy ireo ny taniny.+
33 Nivily lalana izy ireo avy eo, ka niakatra nanaraka an’ilay Lalan’i Basana. Dia nivoaka hiady tamin’izy ireo tao Edrehy+ i Oga+ mpanjakan’i Basana sy ny tafiny manontolo.
35 Dia nasian’izy ireo izy sy ny zanany lahy ary ny tafiny manontolo, ka nataony tsy nisy niangana na iray aza.+ Dia nalain’izy ireo ny taniny.+