Deoteronomia 29:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 dia tsy hanaiky hamela ny helony i Jehovah.+ Ho tezitra be amin’izany olona izany kosa i Jehovah, ka ho tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah eny ambanin’ny lanitra ny anarany.
20 dia tsy hanaiky hamela ny helony i Jehovah.+ Ho tezitra be amin’izany olona izany kosa i Jehovah, ka ho tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah eny ambanin’ny lanitra ny anarany.