Josoa 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Tsy hamela ny helokareo* sy ny fahotanareo izy.+
19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Tsy hamela ny helokareo* sy ny fahotanareo izy.+