-
Deoteronomia 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fantatrao tsara fa i Jehovah Andriamanitrao no tena Andriamanitra, ilay Andriamanitra mendri-pitokisana sady manaja ny fifanekena nataony. Tena tia an’izay tia azy sy izay mankatò ny didiny koa izy sady tsy mba mivadika amin’izy ireny mihitsy, na dia hatrany amin’ny taranaka faharivo aza.+
-
-
1 Petera 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hiantehitra foana amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, sady hanohy hanao ny tsara.+
-