Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra. Lioka 9:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo sy handefitra aminareo? Ento atỳ ny zanakao.”+
8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.
41 Dia hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo sy handefitra aminareo? Ento atỳ ny zanakao.”+