Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+
5 Izy ireny no nanao ratsy.+ Tsy zanany ireny, fa ireny ihany no diso.+ Taranaka maditra sy ratsy fanahy ireny!+