FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary lazao amin’i Farao hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Zanako ny Israely, zanako lahimatoa.+

  • Deoteronomia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ rainao,

      Ary tsy tsaroanao ilay Andriamanitra niteraka anao.+

  • Isaia 63:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa ianao no Rainay.+

      Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay,

      Ary na tsy fantatr’i Israely aza,

      Dia ianao no Rainay, Jehovah ô!

      Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara