FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 106:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nohadinoin’izy ireo Andriamanitra,+ ilay Mpamonjy azy,

      Izay nanao zavatra miavaka tany Ejipta,+

  • Isaia 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efa nanadino an’ilay Andriamanitra+ mpamonjy anao mantsy ianao,

      Sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy,+ ilay manda miaro anao.

      Izany no antony anaovanao saha tsara tarehy,*

      Sy ambolenao tsimoka avy any an-tany hafa.*

  • Jeremia 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve,

      Na vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony?*

      Ny vahoakako anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy voaisa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara