-
Salamo 106:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nohadinoin’izy ireo Andriamanitra,+ ilay Mpamonjy azy,
Izay nanao zavatra miavaka tany Ejipta,+
-
Jeremia 18:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nanadino ahy anefa ny vahoakako.+
Manao sorona* ho an’ny zavatra tsy misy dikany+ mantsy izy ireo,
Ary manao izay hahatafintohina ny olona eny amin’ny lalany, dia ny lalana fahiny,+
Mba handehanan’izy ireny eny amin’ny lalan-kely mikitoantoana sy tsy mitovy tantana.*
-
-
-