-
Jeremia 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tokony hanitsy anao ny ratsy nataonao,
Ary tokony ho anatra ho anao ny nivadihanao.
-
-
Jeremia 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Misy feo re eny amin’ireo havoana mangadihady,
Dia ny feon’ny vahoakan’Israely mitomany sy mitalaho.
Niala tamin’ny lala-mahitsy mantsy izy ireo.
Hadinony i Jehovah Andriamaniny.+
-