14 Tsy misaina ny olona rehetra sady manaonao foana.
Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+
Fitaka fotsiny mantsy ny sarivongana metaly nataony,
Sady tsy mananaina.+
15 Sandoka fotsiny ireny sady ihomehezan’ny olona.+
Ho fongana ireny rehefa tonga ny andro hanasaziana azy.