FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 42:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hitsoaka sady ho menatra tanteraka izy ireo,

      Dia izay mitoky amin’ny sary sokitra,

      Sy miteny amin’ny sarivongana metaly* hoe: “Ianareo no andriamanitray.”+

  • Isaia 44:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho menatra daholo ny mpiara-miasa aminy.+

      Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana.

      Asaivo mivory izy rehetra dia maka toerana.

      Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra daholo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara