FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Iza no hanamboatra andriamanitra,

      Na handrendrika metaly hanaovana sarivongana tsy misy ilana azy?+

      11 Ho menatra daholo ny mpiara-miasa aminy.+

      Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana.

      Asaivo mivory izy rehetra dia maka toerana.

      Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra daholo.

  • Isaia 45:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho menatra sy ho afa-baraka daholo izy ireo.

      Handeha sady ho afa-baraka daholo ny mpanamboatra sampy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara