Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy. Hosea 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Voky izy ireo rehefa nentina teny amin’ny tany be vilona.+Voky izy ireo ka lasa niavonavona, Dia hadinony aho.+
4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy.
6 Voky izy ireo rehefa nentina teny amin’ny tany be vilona.+Voky izy ireo ka lasa niavonavona, Dia hadinony aho.+