Nomery 32:40, 41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Koa nomen’i Mosesy an’i Makira zanak’i Manase i Gileada, ary lasa nipetraka tao izy.+ 41 I Jaira zanak’i Manase indray nandeha nanafika ka azony ny tanàna tranolay tao Gileada. Dia nantsoiny hoe Havota-jaira* ireny.+
40 Koa nomen’i Mosesy an’i Makira zanak’i Manase i Gileada, ary lasa nipetraka tao izy.+ 41 I Jaira zanak’i Manase indray nandeha nanafika ka azony ny tanàna tranolay tao Gileada. Dia nantsoiny hoe Havota-jaira* ireny.+