FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.

  • Josoa 13:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nomen’i Mosesy lova koa ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia ny antsasaky ny fokon’i Manase+ araka ny fianakaviany avy. 30 Ny faritry ny tanin’izy ireo dia nanomboka teo Mahanaima+ sy Basana manontolo, ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana, ary ny tanàna tranolay rehetra izay an’i Jaira+ any Basana, dia tanàna 60.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara