24 Miaramila vitsy kely fotsiny anefa no nentin’ny tafika syrianina nanafika tany, nefa nataon’i Jehovah resin’izy ireo ny tafika lehibe tao Joda.+ Nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny mantsy ny mponin’i Joda. Nampihatra didim-pitsarana tamin’i Joasy àry izy ireo.