FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hanohitra anareo aho, ka ho resin’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary hampijaly anareo ireo mankahala anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+

  • Levitikosy 26:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia ho voafingana sy hianjera eo ambonin’ny namany izy ireo ka ho toy ny olona mandositra sabatra, na dia tsy misy manenjika aza. Tsy ho voatohitrareo ny fahavalonareo.+

  • Deoteronomia 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,

      Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+

      Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+

      Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara