FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy hahatohitra ny fahavalony àry ny Israelita. Handositra an’ireo fahavalony izy ireo, satria lasa voatokana haringana koa. Ary tsy hanampy anareo intsony aho, raha tsy fongoranareo tsy ho eo aminareo ilay zavatra voatokana haringana.+

  • Mpitsara 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+

  • Jeremia 37:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Na dia resinareo aza ny tafiky ny Kaldeanina manontolo miady aminareo, ka lehilahy maratra sisa no tavela, dia mbola hitsangana avy ao amin’ny tranolainy izy ireny ka handoro an’ity tanàna ity.”’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara