-
2 Mpanjaka 17:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nolavin’i Jehovah ny taranak’Israely manontolo, ka naetriny sady natolony teo an-tanan’ny mpandroba. Nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany izy ireo tamin’ny farany.
-
-
Salamo 106:40, 41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Koa tezitra be tamin’ny vahoakany i Jehovah,
Ka lasa halany ny lovany.
-