Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony. Mpitsara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany hotafihin’i* Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia* izy ireo. Ary nanompo an’i Kosana-risataima nandritra ny valo taona ny Israelita.
30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.
8 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany hotafihin’i* Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia* izy ireo. Ary nanompo an’i Kosana-risataima nandritra ny valo taona ny Israelita.