Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+ 1 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanadino an’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo, ka namidin’Andriamanitra+ tamin’i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Hazora sy tamin’ny Filistinina+ ary tamin’ny mpanjakan’i Moaba.+ Ary niady tamin’izy ireo ireny.
14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+
9 Nanadino an’i Jehovah Andriamaniny anefa izy ireo, ka namidin’Andriamanitra+ tamin’i Sisera+ lehiben’ny tafik’i Hazora sy tamin’ny Filistinina+ ary tamin’ny mpanjakan’i Moaba.+ Ary niady tamin’izy ireo ireny.