Deoteronomia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ rainao,Ary tsy tsaroanao ilay Andriamanitra niteraka anao.+ Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony. Mpitsara 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+
30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.
14 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah, ka navelany handroba azy ireo ny mpandroba.+ Navelany ho resin’ny fahavalo manodidina azy koa izy ireo,+ ka tsy nahavita nanohitra an’ireny intsony.+