-
Nomery 20:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Satria ianareo tsy naneho finoana ahy sady tsy nanamasina ahy teo imason’ny vahoakan’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ 13 Io ilay rano tao Meriba,*+ fa tao ny Israelita no nila ady tamin’i Jehovah. Nasehony tamin’izy ireo àry hoe masina Izy.
-