-
Nomery 1:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Ireo no voasoratra anarana, ka i Mosesy sy Arona ary ny mpiadidy 12 lahy teo amin’ny Israely no nanoratra ny anarany. Samy nisolo tena ny fianakaviambeny daholo izy 12 lahy ireo.
-
-
Nomery 1:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Ny isan’ny voasoratra anarana rehetra dia 603 550.+
-