FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Samy namatotra amboara teny an-tsaha, hono, isika, dia iny fa niarina ny amboarako ka nijoro mahitsy. Ny amboaranareo indray nanodidina an’ilay amboarako, dia niankohoka teo amin’ilay izy.”+

  • Genesisy 49:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny tsodranon’ny rainao dia ho tsara lavitra noho ireo zava-tsoa avy amin’ny tendrombohitra maharitra mandrakizay, sady ho tsara lavitra noho ny zavatra mahafinaritra eny amin’ny havoana maharitra ela.+ Ho eo an-dohan’i Josefa foana izany tsodrano izany, dia eo an-tampon-dohan’ilay nosinganina tamin’ny rahalahiny.+

  • 1 Tantara 5:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Voasoratra anarana etsy ambany ny zanakalahin’i Robena+ lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa, saingy nandoto* ny fandrianan’ny rainy+ izy, ka nomena ny zanak’i Josefa,+ zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa. Tsy voasoratra ao amin’ny tetirazana* àry hoe manana ny zon’ny lahimatoa izy. 2 Ambony noho ny rahalahiny i Joda,+ ary izy no razamben’ilay mpitarika.+ I Josefa anefa no nanana ny zon’ny lahimatoa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara